Ankizy 1750 no mandray anajara amin'ny KIDSGAMES Madagascar.
Ny 5 hatramin'ny 13 AZogositra ao amin'ny Palais des Sports Mahamasina.
Ny 14 Aogositra ny Lanonambe Famaranana ao amin'ny Institution St-Famille Mahamasina.
Manasa anao. Ento koa ny namanao.